FANAMBY 60andro FI.A.FIの紹介
Fikambanana Mampiely Baiboly マダガスカル
Ny FMBM dia sehatra fiaraha-miasan'ny rafitra kristianina eto Madagasikara mba hampiroboroboana ny fampielezana ny Soratra Masina. Niforona ny 21 jona 1965 izy ary mpikambana mahefa ao amin'ny Fikambanana Mampiely Baiboly Eran-Tany (FMBET) nanomboka tamin'ny taona 1972.
「Madagasikara heniky ny fahalalana an'i Kristy amin'ny alalan'ny Soratra Masina」 no vina iorenan'ny FMBM ary mizara ho efatra lehibe ny antom-pisiany eto Madagasikara:
(1) Mandika ny Soratra Masina amin'ny fiteny azon'ny olona
(2) Mamokatra ny Soratra Masina amin'ny endriny ilàn'ny olona azy
(3) Mampiely ny Soratra Masina amin'ny vidiny takatry ny olona
(4) Mampiofana sy manentana ny fandinihana sy ny fampiasana ny Soratra Masina. »
Fifandraisana:
マイラカ: fmbm@biblesociety-malagasy.org
ラハラナの発見:
A. +261 32 07 251 35
B. +261 33 11 251 35
+261 20 23 617 14
電話 +261 34 22 263 84
Facebook: Fikambanana Mampiely Baiboly マダガスカル
Whatsapp: https://tinyurl.com/Malagasy-WA-PStore
www.malagasy.bible
Google Play ストアからグローバル聖書アプリを他の言語でダウンロードまたは < a href="https://apk.fcbh.org">FCBH Global Bible App APK Store.
1300 以上の言語で神の言葉を読んだり、聞いたり、視聴したり、https://www.Bible で無料の音声聖書をダウンロードしたりできます。です
文章
© 2003 マダガスカル聖書協会
オーディオ
℗ 2004 ホサナ

表示